Lany Mega (Rova Jahcs)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf : Nilaozan'ny akamako ah satria tsy nanambola
Tsy nahalala le fotoana nataonay t@zoma satria Lany Méga
Niadivan'ny akiziko ah satria tsy nanambola
Tsy nandefa mess ho anazy zah t@zoma satria Lany Méga
1:@zao zah tsy tanora vao tsy manana klou
Fa efa niova ny toetrandro zao fa tsy otrany taloha
Vao tsy enligne ah dia efa maty antoka be
Fa tsy mahalala izay vaovao mitranga ao amin'ny Fb
Nefa zah zao tapaka be,lasa olana be
Satria tsy mahalala hoe rahoviana ndray zay no andehandeha
Ny akama tsy mahatoky..
lazainy hoe kamo ah nefa za zay telo andro maninjitra tsy nanao Facebook
Simba ny plan manontolo
Tsy maintsy misafidy aho na vola atao Fb na vola hietezana volo
Ny ato antrano efa kivy tsy hivakla amnah
Fa zah zao ef vaky la tète @le trosan'ny telma
Réf......
2:Izao ah célibat tsy fidiny
Le tsain efa kivy, zah tsy connecté mits fa tsy takatro ny vidiny
Odiako mtapy, mody lazaiko hiee occupé nefa le méga no mahatonga anah tsy mamaly mp
Ny akanjo ato atanàna betsaka mila publiéna
Ilay vente en ligne efa saika mba nandeha
Efa mba falifaly ah, efa mba nanantena,
Kay le Faceboobaka indray no nitontongana be
Dia ho nofinofy izany fa ny vola mbola tsisy
Ilay fetra fandoavan-trosa efa amin'ny alakamisy
Ilay havana any an-dafy mba te hiantso amin'ny WhatsApp
Malahelo anazy mihitsy ah fa le forfait hoa tsy ampy
Réf ......
BRIDGE
Méga méga zay le fiainantsika jeunes
Méga méga na telma enao na zain
Méga méga le matonganah mtrosa
........ Aoka kosa e!!!
--------
Lien:
Commentaires
hery ( 14/02/2024 08:54)
Dia aiza no afaka hihainoana azy? Sa hoe mbola tonony fotsiny?
Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR ( 14/02/2024 09:01)
Salama Hery! Ho henonao tsy hoela ao amin'ny Youtube, Spotify ary ao amin'ny Facebook ihany koa amin'ireto anarana ireto
Pejy: ROVA JAHCS
Kaonty: Rova Jahcs Poincaré

Misaotra betsaka
Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR ( 03/04/2024 09:37)
Efa azo jerena ao amin'ny Facebook sy Youtube ohh!

https://youtu.be/8tMRJbkOdXY?si=uFV3gznj3xZGS-ob

https://www.facebook.com/share/v/V2FKE1AGY5wLeRhB/?mibextid=CDWPTG
hery ( 03/04/2024 21:49)
Mahagaga hoe tena actualisé ity hira ity.... nefa efa ela no nivoaka :-)
Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR ( 04/04/2024 01:33)
Eny😁, manasa anao hizara!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rova Jahcs
Visites : 1618
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova_J
Date : 13/09/2017 12:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728