Ratra (Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza intsony moa
Ilay fitiavanao namiratra ooaqpx taloha
Zary foana ireny
Toa htjc nandao ahy tsy an-kiteniteny
Niezaka ihany
Ny hanao izay hahatamana anao hatrany
Kanefa indrisy
Dia nitsahinao toy ny tsy misy
Fa nofenoinao ratra anie ty foko mbola tia
Ilay mba niandrandra mafy ny ho doria
Tsy hiantso tody anao tbxgyll anefa aho sanatria
Zakaiko ny ahy ndeha zory izato dia
Ho sarotra tokoa
Ny hamafa ireo izay vita tononkira.serasera.org teo aloha
Saingy izay no anjara
Tsy maintsy halevina ho avalona ho tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RindraVangy : 5264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/05/2015 15:41