Ao tsara (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ao foana ve ianao?
Mbola ao tsara ve sa tsy ao?
Hamalifaly anao izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika e!
(x2)

Ref:
Dia ihira aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)

Raha mbola misy foana ilay mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio ny ao am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay isika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Olombelo Ricky
Visites : 2796
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : winous
Date : 28/05/2016 00:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717