Hifandao (Red Jah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mbola tiantsika aza ny hiaraka foana,tsy hifandao
Satria,tsapa fa mamy ny fotoana niarahana
Ankehitriny, tjikjlxx tsy maintsy hofaranana ny lalao
Fa tonga ilay ora tsy maintsy ifandaozana
Toa, tsy haiko ieunml ny hiteny
Hanao veloma anao
Fa feno alahelo ny fo
Tsy zakako ny hijery
Handinika ny masonao
Kotsan-dranomaso
Kotsan-dranomaso
Any lavitra any, aza adino zay rehetra tononkira.serasera.org natao
Izaho mbola eto ihany, miandry am-pitsikiana anao
Manantena foana, fa mbola ho avy ny andro iray
Mbola hisy fotoana hiarahantsika hifaly indray
Ny vavako, angatahiko amin'ny Ray
Ny fitiavanay haharitra ho mandrakizay
Toa tsy haiko ny hiteny
Hanao veloma anao
Fa feno alahelo ny foko
Tsia, tsy zakako ny hijery
Handinika ny masonao
Kotsan-dranomaso
Toa (toa), tsy haiko ny hiteny (tsy haiko ny igra hiteny)
Hanao veloma anao
Fa feno alahelo ny foko
Tsy zakako ny hijery
Handinika ny masonao
Kotsan-dranomaso
Kotsan-dranomaso
Indray andro any isika
Hiaraka foana tsy hifandao
Tonony: Ny Antsa sy Jaspyrs
Feony: Jaspyrs
Daty: 17 Desambra 2014

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Red JahVisites : 2034
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedera jaspyrs
Date : 19/12/2014 11:15