Ampidiro aloha ny tenimiafina
Family (RealLion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bless my family Ma famille,
Teo foana nanohana,
Tsy niala sady nikiff ianareo ny tanjaka ataoko foundation
Tsy mety foana ny fanatenako, manana toky aho fa manana anareo
Ary na tojo olana , tsy resy fa mandresy, tsy miady rery Fa manana namana mikaroka vahaolana
Miatrika mandroso foana manana hery
Ref:
Misy anie mandalo , androany izy namanao , amaray fahavalonao
Fa koragnesiko niany, raiky tegna famille, jamais mandao anao
Marikitra anao eo amin'ny combat sarotra
Le tsy mahadigny mizaha fa manavotra
Agnaty foko love mandrakizay a
Angatahiko amin'ny Jah Love Bless my Family
(My brada ,my Sista , my friend)
My Real Family
(Mother, Father, ireo Sôja )
Angatahiko amin'ny Jah Love Bless my Family ,
(My brada ,my Sista , my friend)
Family
(Mother, Father, ireo Sôja jiabijiaby)
Tsy voatery iray rà vao kahiagna brada
Tsy voatery kitapo raika nifognosana vao kahiagna Sista
Fa rehefa namana ,koa fa mandray ny tena havana
Isaorana nahary ilay nanambatra
Vao maika hamafisina ny firaisakina
Tohizana ny fitiavana

--------
Lien: