BITSIKA (RAZAFIMAHATRATRA RENE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Te hanontany anao ry olona iny
te hibitsika fitia ny ato an-tratrako
aza imjoau heverinao adàla aho
raha namboraka izany
fa fitia te hifampomba hatrany hatrany(2 fois)

tsy hasandratro vola na harena
satria ny fitia tolotr’anjara nomena ho ahy sy ianao ho doria
ka ny foko ato anaty
ho atolotro ho anao
mandra-maty toa lamban’akoho aina no fetra

na dia miteny @ fitenin’ny olona sy ny xnkw anjely aza aho
kanefa tsy manam-pitiavana
dia antsoiko aminao
zava-poana e (2 fois) satria izaho sy ianao
olombelona mitafy nofo ihany

- slzti te hanontany anao ...
te hibitsika fitia..
....
fa fitia tononkira.serasera.org te hifampomba hatrany hatrany.
.....
.....


zava-poana e (2 fois) satria izaho sy ianao
olombelona  mitafy nofo ihany
olombelona mety tsotra ihany...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RAZAFIMAHATRATRA RENE
Visites : 4636
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lemenakely
Date : 21/06/2006 15:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523