Dolce Gabbana (Ratsilahy ft Gidro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
GIDRO:
Fiainana tsy atao kitotoa
Kush nenay vo mitrotroka
Vola amin'ny gony no trotroiko
Bitchn'lisany tsy maintsy  totoko
Miketrika tsy mila vaudou
Raha vao mjanona tsy maintsy vôdona
GIDRO ny top fa tsy faharoa
Fantaro tsara fa aza afangaro
Hey mama, ou lala
Aza mkozy vao tsy moula
Life naka tsy dôla
Mila biff, mila dollar
Ankilanao zah tady hiva
Ambaranao za ma kara kiva
Nataonao efa mahakivy ahy
Mahazo mandeha za ts hitana
Anaty labo Manao mélo
Atao ny sera de fuck ny concu
Omaly sy anio tsisy dôdô
Tsy mahazo mody hono ah ra ts mis ny money
La vie est rude, maman tu m'as tout dis
Saina mandeha zah ts mahazo matory (yeah yeah)

Ref:
Hazakazaka tsy mety vizana
NY ao andohako tsy maintsy vitako io
Izahay ko tsy tia miandry vintana
Mafy loha nefa mihôtra ny ditrako io

RATSILAHY
Ny foko feno melocollie
Faly ny tava, fa mitaraina ny fanahy
Le kozinao oe je t'aime à la folie
Ts hinoiko satria fitiavan-tenako ampy anah
Tsis jalousie anaty cercle d'amie
Akotrany ny fahantrana tsy de misy mampanahy
NY concue ao ambany faladia
Enganie tsy hofaty tanora otrany Montana
NY foko efa nasiko gadana
Za tia vola, za fo vato, za tia tena
Le bitch mila dolce Gabbana
Nefa indrisy bangala
NY cadeau mba foko omena
Eo apandrina misento, ny masoko mena
Tsy setroka io fa tomany on assume
Satria ny fitiavana ts ifanerena
De lasa aho ntady vola nifohazako vao massil
NY foko noratrainao
Niova tampoka enao otrany Arnah
Lavo androani, fa rapitso efa miarina aho
Tadidio oe bitch lavitra mihaotranao ny karma
NY concu tavela eo amin'ny tarmac
Tsy miova ny cap, na za rery ny eo @Map
NY life joke, de ny fitia lasa arnaque
NY rap game, de izahay mbola tsy ary maty

Ref:
Hazakazaka tsy mety vizana
NY ao andohako tsy maintsy vitako io
Izahay ko tsy tia miandry vintana
Mafy loha nefa mihôtra ny ditrako io (x3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ratsilahy ft Gidro
Visites : 19
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Lefah
Date : 07/05/2026 13:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0966