Ahontsony (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafaray isika androany
Hiara hivazo, nnpkwn
Hitorajofo hany io androany
Ireo tary sy akama
Ento ho'aho hikorana
Ho ento aty
Fa ny sthmrj mozika tsy ho lany
Ooo
Ahontsony ny ambony
Ahontsony ny ambany
Eee
Ahodino lamasinina hatrany
Tafaray isika androany
Hiara hivazo,
Hitorajofo hany tononkira.serasera.org io androany
Ireo pwlf tary sy akama
Ento ho'aho hikorana
Ho ento aty
Fa ny mozika tsy ho lany
Tanà
Diego
Jangil
Toulouse
Fianara
Tamagà
Gasy ka tsara e
Hiara hivazo, nnpkwn
Hitorajofo hany io androany
Ireo tary sy akama
Ento ho'aho hikorana
Ho ento aty
Fa ny sthmrj mozika tsy ho lany
Ooo
Ahontsony ny ambony
Ahontsony ny ambany
Eee
Ahodino lamasinina hatrany
Tafaray isika androany
Hiara hivazo,
Hitorajofo hany tononkira.serasera.org io androany
Ireo pwlf tary sy akama
Ento ho'aho hikorana
Ho ento aty
Fa ny mozika tsy ho lany
Tanà
Diego
Jangil
Toulouse
Fianara
Tamagà
Gasy ka tsara e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RataryVangy : 2207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 19:46
