Hiara-dalana (Ramih feat Faniry Narivelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L)Mahafaly ny anatiko ny mandre ny anaranao
ary mila tsy ho handriko ny fotoana ahitako anao

(V)Izaho koa torak'ovitra raha vao mandre ny feonao
mila tsy ahatombona, ny foko hatramin'izao

(L)Satria, mifanaraka
mizara mira ilay fitiavana

(V)Ny tanantsika mikambana a
isika samy tia tsisy ahasakana a

REF :
Andao hiara hakambana
ilay fo mifankatia
f'efa te hiara-dalana a
hifanaiky ho doria
Andao hiara hakambana a
ilay fo mifankatia
f'efa te hiara-dalana a
(L)f'izaho sy ianao, izaho sy ianao
natao hiara-dia

Musique

(L)Mahafaly ny anatiko ny mandray ny tananao
ary mila tsy ho andriko ny amihina anao

(V)izaho koa efa dodona ny hisakambina aminao
mila tsy ahatombina ny foko efa anao

Satria, mifanaraka
mizara mira ilay fitiavana

Ny tanantsika mikambana a
isika samy tia tsisy ahasakana a

REF :
Andao hiara hakambana
ilay fo mifankatia
f'efa te hiara-dalana a
hifanaiky ho doria
Andao hiara hakambana a
ilay fo mifankatia
f'efa te hiara-dalana a
f'izaho sy ianao, izaho sy ianao
natao hiara-dia

A/C : RAMIH
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ramih feat Faniry Narivelo
Vangy : 300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramih048
Daty : 11/09/2025 12:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068