Matokisa (Ramian ft Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ilaiko ianao tsy foiko sanatria ho ariako
Reo ditrànao rehetra efa nikipiko
Nanokafako pejy vaovao satria tena tiako
Tsy ho voafafy ilay fitia efa niafiko

Fiverenana:
Lavitra anao izaho manirery
Tsy tiàko ianao io ho very
Tsiambaratelon-tsika ireny
Karakaraiko ho ahy irery
Lavitra anao izaho manirery
Tsy tiàko ianao io ho very
Tsiambaratelon-tsika ireny
Karakaraiko ho ahy irery

2.Fa raha ny ankoatra anao
aloha izaho tsy mino izany anie
Ny antsika roa any eh tantara
tsy misy farany eh eh
Mino anah ianao fa izaho tsy miova
amin’izay teniko
Fa raha ny momba momba anah aloha dia tsy misy afeniko
Matokisa anah oatran’ny atokisako anao
Manofinofisa anah oatran’ny anofisako anao
Baby gyal!
Aza miala lavitra fa zah lo tsy mahafoy
Ka raha misy tsy mety ataoko tsy maninona atoroy

Fiverenana:
Lavitra anao izaho manirery
Tsy tiàko ianao io ho very
Tsiambaratelon-tsika ireny
Karakaraiko ho ahy irery
Lavitra anao izaho manirery
Tsy tiàko ianao io ho very
Tsiambaratelon-tsika ireny
Karakaraiko ho ahy irery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ramian ft Pit Léo
Visites : 62
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramian_Gasy_Loud
Date : 13/07/2024 07:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745