Ho one azy (RAMIAN ft Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Zavatra holazaiko anao anie ka normaly eh
Tsy maintsy tonga zah androany tsy tonga tamin’ny omaly eh
Ka hiangaviako anao karakarao aloha ny kaly eh
Fa zah hitondra love love amin’ilay natoraly
Androany ianao no anjeliko fa aza manahy
Hamokamokatra fitiavana ny aingam-panahy
Ho porofoiko aminao fa izaho anie lehilahy
Ka avelao any avelao any zay rafilahy

Fiverenana:
Baby antsika roa ny androany
aza hilaozanao izany eh
Baby antsika roa ny androany
izaho mila anao everyday
Baby antsika roa ny androany
aza hilaozanao izany eh
izaho mila anao everyday
Mila anao izaho gyal
Mila anao izaho babe
Mila anao ka mba miangavy anao mba aza mandeha
Mila anao zah mba hikasika ny tanako oh
Mila anao zah mba hikitika ny vatako

2.Haiko ndri piso fa te aka fy
Za hizara ilay love love androany oh gyal
Ka miangavy anao aza mandeha
Mba miangavy anao aza manda
Aza mampifila fa tonga dia mandeha
Atao moramora sao misy mandre
Dada sy mama avelao aloha handeha
Fa isika hanafana eh

Fiverenana:
Baby antsika roa ny androany
aza hilaozanao izany eh
Baby antsika roa ny androany
izaho mila anao everyday
Baby antsika roa ny androany
aza hilaozanao izany eh
izaho mila anao everyday
Mila anao izaho gyal
Mila anao izaho babe
Mila anao ka mba miangavy anao mba aza mandeha
Mila anao zah mba hikasika ny tanako oh
Mila anao zah mba hikitika ny vatako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RAMIAN ft Arione Joy
Visites : 98
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramian_Gasy_Loud
Date : 12/07/2024 20:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741