'Zay anaovana azy (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity nisy tantara anankiray
Niarahako tamin’izay joba zay
Sipa noheveriko hanamboatra ny hoaviko milay
Telo taona niarahana nefa tsy htako hoe ahoana
Toa lasa fialantsiny ilay hoe “ zah tsisy fotoana”
Anatin’ny andro iray izaho miantso tsy misy mandray ny "phone"
Dia miverimberina ao an-dohako lay kôzin-dRa-Tom :
“Raboussa, ohatry ny koboko lay joban’ialahy iny any Ankatso any”
Dia ianao namely hoe “oh merde c’est Andry, mon cousin”

Nomenao tsiny ny akama fa m'tady kobo lay fika
“chéri ah, ireny namanao ireny angamba no hampisaraka antsika”
zaho tsy naka lagy fa navelako handeha ho azy,
fomban-javatra izany, tsy quoi ! izay anaovana azy ho'aho!

Na dia izany aza tsy foy, dia mbola (yeah, yeah)
Mitadiava hafa aloha, dia mbola (yeah, yeah)
Adoladola indray loha, vao mainka, (yeah, yeah)
Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)
Raha mbola betsaka azy ny ho avy, dia mbola (yeah, yeah)
Andao ry zalahy hanala azy (yeah yeah)
Dia izay anaovana azy ho'aho (yeah, yeah)
Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)

N'aiza n'aiza eto ambony tany
Tsy maintsy misy, tsy maintsy hiainana an'izany
Ny olana matetika dia tonga ho azy
Dia zay, dia zay anaovana azy

Kanjo, misy ndray andro ny masoko no nahita
Eny an-tratran' iny bandy iny ianao, tsy haiko zay efa vita
Dia izaho no omenao tsiny :
“ ah, ianao saropiaro loatra”
Izaho ve no saropiaro, sa ny revinao no tafahoatra ?
“Ok! Laisse tomber ary e! sady tsika miady matetika”
Tsy quoi, mandehana ianao raha te hivarotra derika
Tapitra teo iny, lasa aho niantso bandy akama
“allo, baina a! tongava fa efa raikitra ny ato an-tanàna”
Dia natomboka ny fety, n'sinda vetivety ireo adintsaina maro sy 'layy zavatra tsy nety
Izay joba nofa ajanona any, zahay koa tsy voasazy
dia lasa fikôzy ilay hoe: "zay anaovana azy"

Na dia izany aza tsy foy, dia mbola (yeah, yeah)
Mitadiava hafa aloha, dia mbola (yeah, yeah)
Adoladola indray loha, vao mainka, (yeah, yeah)
Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)
Raha mbola betsaka azy ny ho avy, dia (yeah, yeah)
Andao ry zalahy hanala azy (yeah yeah)
Dia izay anaovana azy ho'aho (yeah, yeah)
Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 7087
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : thenakins
Daty : 26/09/2009 09:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748