Goavana Loatra (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raboussa, besinoa islah, tsy miala amin’la ry ja, Bogota!
Yah! Mafy ah. Koziko ampahibemaso eto fa migafy ah!
Ratsy ah! lay lafy B manimba ny lafy A!
Favy ah! ambadikin’ny taratsy no mi-travy ah!
Mitafy ah. Litera B mamono ohatran ny basy ah
Mitrasy ah. Anosy Be fan a de izany aza class ah
Tsy kalasy ah. Rehefa mikozy tsy mety ho lany pasy ah
Raha mirapy ah. mamono amin ny tsisy dikany psykopaty ah
Mitapy ah. rehefa vonona hitifitra tsy mety miraty ah
Ohatran ny kalaky ah. amin ny rima manana bala vraky ah.
Anisan ny mbraky ah. ambony mibaiko ny fototry ny rap ah
Mpimasy ah. kofy boay iray tompon ny pilo sy fasy ah
Manaparitaka tasy ah. mandoto fa tsy kalasy ah
Ambony bara vy mipetraka ohatran ny anaty palace ah
Handray ny penina hampitete ny ranomainty hamela trasy ah
Akaman-dRakasy ah
Miray tsikombakomba amin ny taratasy ah
Raha maty ah
Tafio lambamena fa 100 % gasy ah

Chorus:x2
B-O-G-O
iray 'zah kofa hitoeran ny aingampanahy- B-O-G-O
roa 'zah bonetra tsy hitovy amilah- B-O-G-O
R-A-B-O-U-S-S-A---B-O-G-O B-O-G-O-T-A

Hataory manomboka androany fa zah de ho avo fitetika
Vetivetika. Ambonin ny mpandresy poince tsy hilentika
Ato amiko ny draftra rehetra hihomanana ny fandreseko
Zay mpanakiana! Tsk tsk poteko fa izaho ilay kofy boay iray mandeha singany fa tsy angara
Tarehy zah tsara, fa maninona ny bajo an ialahy tara
Aingam-panahy ny tastara.
Inspiraka mampody mandry
Tsy ilaina ny fiasan'ny sandry fa kozy de efa mahafaty an ialahy ry zandry
Aza miandry fa ato amiko ny fonenan'ny ny aingam-panahy sa tsy izany ry ja
Pi-maso ho an ny kofy boay an ny bogota
Eoa x3
Goavana ny lalako
Faritin ny penina sy tastara tazonin’ny tanako
Tontolo mbola ho fananako alefako ankeriny ohatran’ny brakazy
Tsy vazivazy
Kozy matotra ity fa tsy hoe manala azy
Hanaovako kamikaze fa izany no HH fanahy
Goavana loatra Raboussa

Chorus:x2

Verse 3
tsy ampianarina fa raha mbola rapy zaho mahay.
Ambony latabatra penina sy tastara de efa milay
Zah efa isan’andro aho mikotrana fomba malalaka
Tsy mety ho valaka
Manerana ny lalako ny rima miraraka
varatra tsy zakan ny olombelona rehetra rehetra miheno
Tandremo raboussa ao ambadiky ny mic mipoka maneno
Inspiraka feno
Anatin ny lohako atahorako hitopaka
Aza mifandrombaka fa aty amiko mbola bobaka
Ho an’izay kopy ihany no atondraka izay mirevy ny HH fanahy
Raboussa. Tsy blah blah, kozy hatsipy ho an’la
avy aty amin'ny kofy boay an'ny baravy
Miseka parsi
Poteko kalam ohatsan ny kally
Fa ny ahy ny rapy Ivelany fa tsy anatin ny ambiroa
Bogota ny foko, mifoka ny rivotra mahadomelina @ teny sinoa
Fa mbola hifoha
Gejaiko @ tanana fanalahidy ;)
Hitsangana aho de hanontany hoe iza no biby
--------
Rohy:
Hevitra
Andrianina_Rakoto ( 05/10/2017 13:03)
Tiako! izaho anisan'ny mbola nijery afondasy tamin'ny Asabotsy teo! Afondasy Legend!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 5929
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 08/03/2006 15:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741