Azafady (Raboussa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Huuuuhhhhhh annn annn annnnnHuuuuhhhhhh annn annn annnnn
Fantatro fa misy alahelo any am-ponao any
Mahatonga anao ho tezitezitra foana ohatran'izany
Misy tomany ao anatinao ao
Izao miheno anao aho izao ka mba lazao lazao
Raha misy teny mety hoe nanakarary fo
Ilay teny hoe aza atosika aho fa andraso aloha
Dia hiangaviako ianao tsy ho tezitra tsy hila ady
Azafady, azafady, azafady
Azafady
Azafady, azafady, azafady
Azafady hoa
yeahhh yeahh yeahhh
Azafady, azafady, azafady
Azafady
Azafady, azafady, azafady
Hatramin'izay aho niezahka eo anilanao foana
tsy mbola nametraka anao raha sendra nisy fotoana
Dia ts'isy sipa iray eto an-tany mahasolo anao
Henoy izany koziko izany fa aza hatao kilalao
Ilay tsikinao yeahhh, ny angolanao yeahhh
Mitondra fiainam-baovao ao anatiko ao
Tsy hahita intsony aho raha mitady baby yeahhh
Azafady, azafady, azafady
Azafady
Azafady, azafady, azafady
Azafady hoa
yeahhh yeahh yeahhh
Azafady, azafady, azafady
Azafady
Azafady, azafady, azafady
Adinonao ve ireo sangisangintsika fahiny
Sa mihoatra loatra ireny dia manjary lasa tsiny
Fa ianao tsy foiko na ho vato na ho vy
Dia izany no mahatonga ny rap'ko hitempo fitia
F'ianao reveko raha eo akaikiko eo
Toa efa reko mibitsika ilay feo
Fa tiako ianao raha ianao no sipa, ianao no vady baby yeahhh
Azafady, azafady, azafady
Azafady
Azafady, azafady, azafady
Azafady hoa
yeahhh yeahh yeahhh
Azafady, azafady, azafady
Azafady
Azafady, azafady, azafady
Fa ianao tsy foiko fa tsy hahita intsony aho raha ohatr'azy
Dia ianao sipa ianao no no vady
Dia hiangaviako ianao tsy ho tezitra tsy mila ady
Azafady, azafady yeah
Kobon-dry
Ireny rehetretra ireny anie tsy fanahy hiniako
Izany akory tsy midika hoe
baby ah, tiako fotsiny hoe
Kozy anie zany eh
tena kozy
--------
Lien: