MALALA (Pazzapa 2)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala, malalako ô
Mba mandray kifafa kely ianao androany
Malala ô
Dia rehefa vitanao ny sasa ny vilany sy lovia
Dia mba atao ny lakozia
Malala, malalako ô
Anio mba ataonao ny sasa lamba
Dia aza avelanao hanorisory
Aza asiana lonilony
Fa fitiavana daholo tononkira.serasera.org izany
Aza avelanao hanorisory
Aza asiana lonilony
Fa fitiavana daholo izany
(ref in-2)
Fa reraky ny manompo anao aho
Leo manao izao sy izao ho anao
Marary be ny lohako
Dia mampaninona moa
Raha toa ianao tena tia tokoa
Androany ihany izany mba atao
Malala, malalako
Aiza ny hahavitako izany rehetra rehetra izany
Malala ô
Fa rehefa vitako le sasa ny vilany sy lovia
Dia mbô ataonao le lakozia
Malala, malalako
Kôzy raha mba haiko izany sasa lamba izany
Ka aza mba mifanorisory
Fa mba tsy hisian’ny lonilony
Dia izaho aza mba ffsbd atao izany intsony
Aza mba mifanorisory e
Fa mba tsy hisian’ny lonilony
Dia izah aza ntmnll mba atao izany ’tsony
(ref in-2)
Fa reraky ny manompo anao aho
Leo mamelona anao
Mba marary koa ny lohako
Dia mampaninona moa
Raha toa ianao tena tia tokoa
Izany rehetra rehetra izany mbô ataontsika roa
Dia rehefa vitantsika roa daholo izany gdbxh rehetra rehetra izany
Fitia mifamaly
Mandrimandry ny tany
Hent’s sy Tosy
Pazzapa 2
auteur-compositeur: Samoela

--------
Rohy: