Eto an-tratrako (Parish)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:na iodikodina itety vazantany
amakivaky ranomasimbe tsy ho lany
hafaliana na tomany, aminao paradisa an-tany
anome peratra zeny faniriako
porofoko f anao tena tiako
ka iala anao tsy anaty loako
ho vadinao zah tanigniako
Refrain:
oooooo
anao fa anaty foko ato
anao zaraika fa tsy roa
oooooo
tsy misy mahasolo anao eto
aminao foko mitempo,anarana ô
anaranao tsy afaka anaty loha
anao koa zandary
tira iraiky natonao zah voa
kara voankazo, le iraiky tena mamy
aza mitomany, mavia eto an-tratrako izany havako izany
Couplet 2
tsy ambany an-troroko, f'anao niala sasatra
ekeko fa zah tsy tonga lafatra
manodidina antsika reo atôko miafatra
ndraiky mihinam-bary misy latsaka
fa tanjonako aminao ny ampiakatra anao ho vady
ho andefo mandry
Refrain:
oooooo
anao fa anaty foko ato
anao zaraika fa tsy roa
oooooo
tsy misy mahasolo anao eto
aminao foko mitempo, anarana ô
anaranao ô, tsy afaka anaty loha
anao koa zandary
tira iraiky natonao zah voa
kara voankazo, le iraiky tena mamy
aza mitomany, mavia eto an-tratrako izany havako izany
--------
Lien:
