Akory Aby (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akory aby ianareo, ry sakaizako ô ?
Akory aby ianareo, salama tsara ve ?
Izahay eto izao tena mavitrika
Enga anie ianareo hitovy aminay

E !e !e ! Akory aby ianareo ?
E !e !e ! salama ve ?
Mino izahay fa fitiavan’ny Ray
No nitrotro ahy sy ianao
Ka nahatratra izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Menafify
Visites : 1817
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 11/04/2017 21:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719