Masina (Ny Antsa Mass Choir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao ry Ray
Fa Masina Ianao

Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho mandrakizay
Indro hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray

Fa Masina indrindra Ianao
Tsy manam-paharoa Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao

Aleluia, Masina Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia

A/C: Sandratra Minohasina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsa Mass Choir
Visites : 1577
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : minohasina2016
Date : 25/08/2016 08:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716