Anao ny fiainako (NTC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miahiahy,@ny fiainanao/
Ho avy ny andro iray hahafaly ny wwer fonao/
Tsarovy Jeso namanao, maty mba ho avotrao/
Raha toa mijaly Ianao, mitsangana, mihira
Ref:Fantatro gatnqped fa eo ianao,
reko manohana ahy/
ninonina hiseho hitranga koa,
Anao ny fiainako
Raha tojo sarotra,
mila toa handrendrika/
ireo nantenaina,
zary toa nahafohy anao/
Tsarovy Jeso namanao,
maty mba ho avotrao,
raha toa mijaly ianao,
mitsangana mihira!
Ref: Fantatro tononkira.serasera.org fa eo ianao,
reko manohana ahy/
ninonina hiseho hitranga koa,
Anao ny fiainako
Raha Jeso no aharo koa,
tsisy fmdskekn ampiembotra ahy
, ninonina hiseho hitranga koa,
azy ny fiainako
Ho avy ny andro iray hahafaly ny wwer fonao/
Tsarovy Jeso namanao, maty mba ho avotrao/
Raha toa mijaly Ianao, mitsangana, mihira
Ref:Fantatro gatnqped fa eo ianao,
reko manohana ahy/
ninonina hiseho hitranga koa,
Anao ny fiainako
Raha tojo sarotra,
mila toa handrendrika/
ireo nantenaina,
zary toa nahafohy anao/
Tsarovy Jeso namanao,
maty mba ho avotrao,
raha toa mijaly ianao,
mitsangana mihira!
Ref: Fantatro tononkira.serasera.org fa eo ianao,
reko manohana ahy/
ninonina hiseho hitranga koa,
Anao ny fiainako
Raha Jeso no aharo koa,
tsisy fmdskekn ampiembotra ahy
, ninonina hiseho hitranga koa,
azy ny fiainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NTC GospelVisites : 2983
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : lalaina11
Date : 29/11/2017 11:54
