Miverena aty Antsihanaka aty (NOVA DAKOTO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela loatra izay
No nandehananao
nandao ity toerana artdyqe izay niarahana

Indrisy anefa
tsy nisy azoko garm natao
fa dia ny mirary ny hiverenanao

Izay rehetra mahita ahy
dia mandatsa avokoa
Tsy kivy anefa aho fa manana anao

Mba miverena aty Antsihanaka aty e
Raha henonao izao antsoko izao
Mbamiverena aty Antsihanaka aty e
Havanao ity drgvhnrf nilaozanao ity

Na lavitra aza ianao
aza adino ny efa vita
aza adino hoy aho
na dia iray minitra

Ny taratasy ihany anie
No ataovy sesilany
F’izaho aty manina ka mitomany

Iny soratanako iny anie
ataovy ao am-tratranao
fa iny no tononkira.serasera.org solotenako hamangy anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NOVA DAKOTO
Visites : 20345
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mihanta
Date : 16/08/2006 23:09
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105