tapa-kevitra (Nono Robel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tapa-kevitra aho tononkira.serasera.org tapa-kevitra aho hamoy mandrakizay
ny fiarahantsika ,ny fitiavantsika ka hiova hafa indray
nohararaotinao, nohararaotinao ny fahatsoram-poko
dia ninianao dia ninianao nitia an-tsokosoko.
Tsapanao mantsy ,tsapanao mantsy fa tena potika aho
tsy rooyxhq nohenoinao tsy nohenoinao raha mbà nitalaho
betsaka loatra betsaka loatra ny mafy nozakaiko
efa saika niala aphbuhqt efa saika niàla hatramin’ny aiko
-Tsy tantiko fsaohfxl intsony tsy tantiko ny mijaly aminao
tapa-kevitra aho
koa masina ianao aza malahelo raha tojo izay iriana
tapa-kevitra aho
veloma akia veloma hoy aho izao no efa anjara
ny lasantsika ny momba antsika hipetraka ho tantara( 2 fois)
veloma hoy aho
veloma
tsy hitako intsony
aoka izay
veloma aa
aha!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nono RobelVisites : 4417
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lemenakely
Date : 19/06/2006 22:36