Vavaka ( Prayers ) (Njato sy Tafika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tafika)
Mivavaka aminao, Andriamanitra o!
Miangavy mitalaho, omeo fahendrena.
Fa ny otako, dydiuxqg tsy ahitako anao.
Tompo tia oh!
Avelao re!
Noho ny hasovanao.

(Njato)
Ry Raiko tia o! Tariho ny lalanay.
Sokay ny fonay mba handray anao.

(Unisson)
Fa ny otako, tsy ahitako anao.
Tompo tia oh!
Avelao re!
Noho ny hasoavanao.

(Duo)
Na maizina kntr aza izao ny lalanay.
Na dia mafy ny onjam-piainanay.
Ianao Jeso no fahazavanay.
Ianao Jeso no famonjena anay.

( Njato)
Hazavana izay

(Tafika)
omenao anay.

(Njato)
No hanampy anay indray

(Tafika)
ahita ny endrikao.

(Njato)
Hijery sy hitahy

(Tafika)
ny tononkira.serasera.org fiaianany.

(Njato)
Isanandro izao

(Tafika)
zay iainanay.

(Duo)
Fa ny otako

(Tafika)
Fa ny otako

(Njato)
tsy ahitako anao

(Tafika)
tsy ahitako anao

(Duo)
Tompo tia oh!
Avelao re!
Noho ny hasoavanao.

(Duo)
Tompo tia oh!
Avelao re!
Noho ny hxdlj hasoavanao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njato sy Tafika
Visites : 946
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : antokiniainato
Date : 23/08/2023 06:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6936