SAMIA MAMOY (Nirina-R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia feno tsy mba nanalana
Io no natolotro anao
Ka mba itxwoc ho sambatra no fikasana
F'efa eo akaikinao

Hay ny fonao misy efitra
tany ambadika tany
Ka na nataoko aza ny handefitra
Toa tsy ho tantiko izany

          Azafady tononkira.serasera.org aho fa hiala aminao
          Na dia efa maro aza no efa natao
        qreah   Fa raha fitia tsy matotra
          Aoka sao mamatotra

Raha tsy niteny aho dia angamba ho diso
Fa ianao no mafy loha
Fitia avy koa atao risoriso
Iza no nanam-po

Ireo teny mamin'ny fiarahantsika
Eo imaso dia hoe
Hay ity ianao ity ka joko tsoriaka
Mody mba hendry be

      zuot     Izaho akory tsy hamaly faty
          Tsy hitahiry alahelo anaty
          Fa ny amintsika tsy afaka hitohy
          samia mamoy

A/C: RAKOTONIRINA Désiré

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nirina-R
Visites : 2248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nirina-R
Date : 18/04/2017 10:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1682