FA FITIA (Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ho sambatra ve ny fianako eto?
Raha izay rehetra atao toa arahin-tsento
Izay natao ho andrandraina
sy mba azo antenaina
No vao may mampitombo fahorian-tsaina
Soa fa teo Ianao mbola mitia ahy
Mampitraka ary koa mampahery fanahy
Fa fitia tsy an-tendromolotra f'avy ao am-po
Fa fitia, manome sy vdiqunyx mizara izay mahasoa
Fa fitia tsy mba mila tambiny uyzqn akory Jesoa
No efa tononkira.serasera.org nomenao ahy
Mba ho famonjem-panahy
Ka misaotra Anao tsy surawens namela ahy hangaihay
Ny fiadanana ve mba azo andrandraina?
Raha izay afafinao no injao very maina
Izay natao ho sakaiza
sy ho mpiray antoka aza
Toa vao may mampitondra izay tsy sahaza
Raha tsy teo ianao nitia ny fiainako
Dia angamba asa lahy izay ho niafarako
Fa fitia tsy an-tendromolotra f'avy ao am-po
Fa fitia, manome sy mizara izay mahasoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINAVisites : 1863
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedera3
Date : 08/08/2014 09:34