Anao raiky fao (Ngiah tax)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Avia atsika hikoragna (avia)
Ambony fandriagna(ieh)
Handiniky ny momba atsika satria efa ela niarahagna
Ambelako eto eky adalagna (ambelako eto)
Allô hagnano vadiagna (ieh)
Ilay tegna izy fa tsy sangisangy mandany fotoagna

Ref

Kay ny fagniriako
Ny amintsika roa
Aharitry ela sady tsy mba ho lo
Kay ny fagniriako
Ny amintsika roa
Aharitry ela sady tsy mba ho lo

Oeh eh
Oeyeh eh
Oeh eh
Oeyeh eh
Oeyeee
  Anao raiky fao
Oeh eh
Oeye eh
Oeh e
Oeyeh e
Ou oh
Mbola ho tiako oh

2-
Tsy ahoantsika izay malaigny magnano asanazy
Koa mahay mifagnaraka zaka jiaby io mandeha oazy
Ny fagniriagna ho lamban'ny akoho hagnano mariage
Fitiavagna madio,milamigny tsy hay fafagna karah tatouage

Ref

3-
Anao io vadiko oh,mamiko oh,andefo mandriko oh,maman'ny zanako oh(×2)
Mahatokisa andre ray amandreny jiaby e,fa zah tsy hamitake e,zaign promesse rao(×2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ngiah tax
Visites : 130
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : motamot
Date : 14/06/2024 13:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0201