Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZATRA LOATRA (NDONDOLAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy zakako ny hisaraka,
Tsy tantiko ny tsy hiaraka tononkira.serasera.org aminao,
Efa zatra anao loatra aho.
Tsy mety ny eritreritro,
Mieritreritra lava anao,
Tena zatra anao loatra aho.
Na dia nahita maso o! aza aho,
Olon-kafa tonga aloha,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Safosafon'olon-droa,
Na dia nisy nilaza e! 'zaho o!
Tambitambin'olon-tiana,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Na dia marary be ny foko aza.
Efa tia anao 'zaho,
Efa tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena zatra e!
Efa tia anao 'zaho,
Tena mynzp tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena vueh zatra be.
Tsy zakako ny hisaraka tsotr'izao,
Efa tara loatra e!
Kanefa ianao irery ihany
No nahavita izany.
Mmmmm
Tiako a!
Tena tiako izy e!
Tiako a!
Tena tiako izy e!
Na dia nahita maso o! aza aho,
Safosafon'olon-droa,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Olon-kafa tonga aloha,
Na dia nisy nilaza e! dqvhecr 'zaho o!
Tambitambin'olon-tiana,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Na dia marary be ny foko aza.
Efa tia anao 'zaho,
Efa tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena zatra be
Efa tia anao 'zaho,
Tena tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena zatra be.
Mmmmm! mmmmm!
Na dia nahita maso o!
Mmmmm!
Na dia nisy nilaza e!
Mmmmm!
'Zaho efa zatra be,
Mmmmm!
Tena tiako e!
Mmmmm!
Tsy tantiko ny tsy hiaraka tononkira.serasera.org aminao,
Efa zatra anao loatra aho.
Tsy mety ny eritreritro,
Mieritreritra lava anao,
Tena zatra anao loatra aho.
Na dia nahita maso o! aza aho,
Olon-kafa tonga aloha,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Safosafon'olon-droa,
Na dia nisy nilaza e! 'zaho o!
Tambitambin'olon-tiana,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Na dia marary be ny foko aza.
Efa tia anao 'zaho,
Efa tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena zatra e!
Efa tia anao 'zaho,
Tena mynzp tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena vueh zatra be.
Tsy zakako ny hisaraka tsotr'izao,
Efa tara loatra e!
Kanefa ianao irery ihany
No nahavita izany.
Mmmmm
Tiako a!
Tena tiako izy e!
Tiako a!
Tena tiako izy e!
Na dia nahita maso o! aza aho,
Safosafon'olon-droa,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Olon-kafa tonga aloha,
Na dia nisy nilaza e! dqvhecr 'zaho o!
Tambitambin'olon-tiana,
Na dia nahita maso o! aza aho,
Na dia marary be ny foko aza.
Efa tia anao 'zaho,
Efa tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena zatra be
Efa tia anao 'zaho,
Tena tia e!
Efa zatra anao 'zaho,
Tena zatra be.
Mmmmm! mmmmm!
Na dia nahita maso o!
Mmmmm!
Na dia nisy nilaza e!
Mmmmm!
'Zaho efa zatra be,
Mmmmm!
Tena tiako e!
Mmmmm!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NDONDOLAHVisites : 1428
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 28/07/2023 08:40
