Paradise (Nanté98,spcve chen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zah rery,tsy afaka miteny aho fa zah rery Zay rehetra ni-perc anay tsy nisy nahomby tanatin'ny life nozaraina
Tsy fantatra hoe iza no afaka mipalak'ah
Tsy mampino ny talenta ananan'ny Malagasy.
Mameno ny vazonay izy de averiny hoe avy any Canada na avy any Paris.
Tsy ahavita ny vitanay reo,vo mperc anay de mi-panique,
Zay mila manao clip any banli,mameno ny palais,
Reo mbola varina mampiady saina hoe drill ve sa bleug ny qualit,
Zay rehetra ni-posté anaty FUEGO fa tsisy ni-pa star.
Any aoriana any mbola ho tsaroina lay tsisy nandrahona afa tsy pastar,
Zay rehetra ni-posté ko,tany anaty réseau ny hitsarany ny past-ko.
D aleoko mikisaka bast a,
Blind succès io fa tsy fast.
Tongavako fona rehefa mbola resaka anaovana piesosy,zah tsy afaka ny hanome 2nd chance anao,zah tsy Jesosy.
Mila star vao miala eto mamanay,
Vao miverina ny Mc mal alaise.
Tsy ant anaty Game fa any anaty love no ahitako paradise.
S'il n'y a pas de qui,il y a bien a quoi ?tu veux jouer pourquoi ?.......... l'existence
Niainga tao an-trano zay foiko ka ampiny, efa any @ tampony ny misy anay ben,Nanté98 ny mvise de tairo f alainay daholo zay misy alaina,
Hainao hoe mbola miketrika aho,mbola tsy nipoitra,hainao tsy de manana resaka anaty na tata,fa raha resaka sal de misy atao mipoka,raha tsy afa-po zah tsisy ataoko mivoaka eo,
Tsy afaka idirany anatin'foko,firy no misisika anatin'ny messages fa zay online anaty na labo.
Zay tsy migal raha tsy hoe resaka espèce,fake elah matoa nagalako espace,ny tongotrako roa eny antampon'dohany fa ny saiko efa miakatra ny espace,
Madio Otran'ny ichbal. Mila tonga any Lisbon,
Tsy miova ny tarigetra fa raha matinay reo tsisy réstart,
Efa ela no teto aho,efa ela no koboko hoe teto aho.
Tsy migal ny buche ny tuto,raha nanao ratsy enao ny valiny tatazo.
[Iza no nanam-po hoe hivadika tsiky ny ranomaso,haiko hoe mil Biff maman.
Tamn roa taona aho tsy kobonao zao ny vazo miampita amin'ny ranomaso]*2
T'as des rêves,il y a tout. T'as l'air bôme là, comme si tu n'as jamais réfléchi à sa avant.....le truc, c'est te demander si t'as envie d'être ici, mais attention, je veux dire pas ici, ici,mais c'est ici....au sens cosmique mon frère,au sens où, l'existence à peine magnifique... complètement nazes...amjn
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nanté98,spcve chenVisites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Radegamus
Date : 09/04/2026 23:28
