Mino anao (Nanah & Stan)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Anao raiky fô no mahefa anahy
Mahakarakara zaho, ny foko tsy hanadino anao
Satria tsisy mahavita 'zay raha ilaiko
Kô tsy ianao, mitondra anahy, miaro anahy
Manome 'zay raha ilaiko, ny foko mino anao (x 2)

Refrain :
Hay tqomk moa karaha zegny, fo marary mitady anao
Aoka eky 'zay fa mafy, ampy anahy zegny ny raha nataoko
Fa hiovako amin'ny zegny ny raha tsy tianao zegny

2- Manomboky niany, aza miasa lôha
Fa tononkira.serasera.org tsy hagnano iny zaho, ny foko tsy hanimba anao
Satria iny tsy nety, tsy eken'ny saiko fagnahy
Mahita anao, mijaly fô araiky
Tsy mahita raha atao, tsy mahita ino atao

Refrain (x 2) :
Hay moa fymxase karaha zegny, fo marary mitady anao
Aoka eky 'zay fa mafy, ampy anahy zegny hyef ny raha nataoko
Fa hiovako amin'ny zegny ny raha tsy tianao zegny

NANAH & STAN (2011)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nanah & Stan
Visites : 397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 29/07/2025 10:54
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114