Hisaotra anao (Mr sayda)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     HISAOTRA ANAO

Handeha mba hisaotra anao fotsiny
No nanoratako an’ity e
Tsy hivesatra Alahelo intsony ianao ka Soavadia
Mitsiky vendrana aho mivazo sady mitazona Pi e
Ohatran’ny lay maha rangitra anao tamin’izany

Ka hoy aho hoe:

Hiaino ny tena fiainana, uaqlljfp
Dia ilay tena fiainana … ilay nandalovanao
Ilay tsy mba sahinao natao fa sao dia bedy taloha be
Ary hoy aho hoe,
Mangalà foana fotoana hisainana
Na dia tsy eo intsony ary aho mba hitarainanao
Dia tsy mba nanana fikasana
Ankoatry ny hahasambatra Anao
Kozy zany an!

Aleo tsy hifanozona
Na hifampitana alahelo
Satria ny fo samy mbola mafana Hiaraha-maheno
Samy tononkira.serasera.org ndeha hibata ilay valizy be tsiambaratelo
Misaotra moa no misy
Fa ny ankoatr’izay samy tapitra hatreo

Ny fara hafatro dia hoe:
Alohan’ny handehananao any e
Tiako ho fantatrao fa marary
Fa Alahelo xmftlyk tsy ambaro maro, zakan’ny tompony eny ihany
Mba lasana aiza irony andro mamy
Fitiavana natao tsy ho lany
Sa Veloma ve ry Saidomara? Andana ary…
Andana ary e

Hiaino ny tena fiainana,
Dia ilay tena fiainana … ilay nandalovanao
Ilay tsy mba sahinao natao fa sao xmsf dia bedy taloha be
Ary hoy aho hoe,
Mangalà foana fotoana hisainana
Na dia tsy eo intsony ary aho mba hitarainanao
Dia tsy mba nanana fikasana
Ankoatry ny hahasambatra Anao

Aleo tsy hifanozona
Na hifampitana alahelo
Satria ny fo samy mbola mafana Hiaraha-maheno
Samy ndeha hibata ilay valizy be tsiambaratelo
Misaotra moa no misy
Fa ny ankoatr’izay samy tapitra hatreo

✍️ Sarobidy Randriamanantena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mr sayda
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MaNekena
Date : 03/08/2026 05:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0264