Ianao (MixMy ft Tsoux)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSOU-X
Ela efa zah no nitady, fa androany zah nahita
Afobe atramzay fa androany paradisa
Tsisy afeniko aminao oh
Mijaly zah refa tsy eo anilanao io
Ilay ranomasinao,
Tsy hisy intsony hilatsaka eh
Ilay ranomasinao,Ilay ranomasinao,
Toy ny ranomasina ah;
Ila fitiavako anao,
Toy ny ranomasina ah;
Tsisy fetra

Tiko ianao ka alaiko
Reo ze ditranao efiko
Pankahala no ankalaiko
Satria enao no fidiko
(Aya aya aya )*4
MixMy :
Hiezaka hitazona anao zah de hanome izay mahasoa
Efa hita matotra raha ny fiarahan-tsika roa
Mety ho lainga ny teny , fa mitovy ilay fijery
Ily fitia ko an-tery
Mino ah neny ah

Ilay ranomasinao,
Tsy hisy intsony hilatsaka eh
Ilay ranomasinao,Ilay ranomasinao,
Toy ny ranomasina ah;
Ila fitiavako anao,
Toy ny ranomasina ah;
Tsisy fetra

Tiko ianao ka alaiko
Reo ze ditranao efiko
Pankahala no ankalaiko
Satria enao no fidiko
(Aya aya aya )*4
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MixMy ft Tsoux
Visites : 26
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MixMy
Date : 06/03/2026 13:03
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596