Nampiakarinao aho Jesoa (Mialy CMJ &Mialy Rakotomamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NAMPIAKARINAO AHO JESOA
Nila ho rendrika aho nefa nofonosiNAO
Nandalo ny aizina, ary izaho tena nampahoriana
Nampahery ahy Ianao nanala ny horohoro
Tsy nafoinao aho na dia vizana sy torotoro
Nositraninao bljexow ny ratrako, navaozinao indray aho
Ny Tananao nihazona ahy, Anao ny ho aviko
Refrain duô: Mino aho ry Tompo Mahatoky , tsy miova
Ianao Mpamelona sy mpanome hery
Raha very hevitra aho, Ianao no itodiako
JESOA MALALA O! lawvx TSY MISY TOA ANAO
Tsisy antenaiko tononkira.serasera.org afa-tsy Ianao, Tano ny tanako
Rakofy ny Fanahinao, tsy hivarina intsony
2- Ny anilanao Tompo ô, mamy, misy fitoniana
Na misy ady anaty aza, tsy levona rycwt ny fahatokiana
Ny androko rehetra nofenoiNAO hazavana
Ka hidera Anao aho, hankalaza ny Anaranao.
Nalevinao ireo lasako, tsy tiako ho tsaroana
Asandratro avo Ianao Jesoa, Ianao tsy mandao ahy
Réf....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mialy CMJ &Mialy RakotomamonjyVisites : 456
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MialyyCMJ
Date : 23/03/2026 13:13