Mila Zanahary (mgm)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
solo: Diniho isan'andra ny fiainantsika e, havako aby e
Zahava ambony ary alaiva ambany zava-misy
Fa maro ny aretigny sy mosary e, misy ny ady e
Efa romotra ny olo fa mafy loatra e ny krizy e!
solo: Diniho isan'andra ny fiainantsika e, havako aby e
choeur(havako aby e)
solo: Zahava ambony ary alaiva ambany zava-misy
choeur(zava-misy e)
solo: Fa maro ny aretigny sy mosary e, misy ny ady e
choeur(misy ny ady e)
solo: Efa romotra ny olo fa mafy loatra e ny krizy e!
choeur(ny krizy e)
solo:
Ino ary ny antony mahatonga zegny
Fijaliagna famaizagna maforegny?
Tsy ino fa ny olo efa miharatsy
Tsy mitady Andriamanitra mba hamatsy
refrain:
solo: Kay akôry ny atao?
choeur : Mila Zanahary atsika e
solo: Raha hiatrika ady e
choeur: Mila Zanahary atsika e
solo: Raha hiatrika jaly e
choeur: Mila Zanahary atsika e
solo : Raha tehotafita
choeur: Mila Zanahary atsika e.
solo + choeur:
Na ino mahazo na ino mihatra aminao o
Mitadiava andriamanitra isan'andra tsy miato
Aza miankina amin'ny hariagna anananao o
Ekeo ny tompo kay adosoa ny fo vato.
solo: Misy hafaliagna izay feno harena
Ny fonenan'ny mpino any an-danitra any
Tsy fahoriana mampahonena
Fa fiadanana hanjaka hatrany hatrany.
refrain: Kay akôry ny atao?...( x2)
solo: Zegny baoejy e(x2)
ohaa
solo: Natao hideragna e(x2)
ohaa
solo: Derao Jesosy e(x2)
ohaa
solo: Andao atsika hidera e(x2)
eeeeeee
Tandrignesa koragnako e
Olo jiaby zao samy mitaraigny
Donian'ny baba tsy tavandraigny
Solution omeko anao
Jeso araiky fo e!
Marigny zegny e!
Ino ary ny antony mahatonga zegny
Fijaliagna famaizagna maforegny
tsy ino fa ny olo efa miharatsy
tsy mitady Andriamanitra mba hamatsy.
Refrain :
kay akôry ny atao?(x2)
--------
Lien:
Commentaires
mille
(
28/06/2025 17:42)
tsara ity pejy ity mba hanitarana ny hafatra ankira
