iloniaina (Mdj)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nofidiako ianao,
mba iaraka amiko,
fitiavana efa ao anaty
tsy mety miala intsony
Ianao ilay nalalako izany hoe mitia,
Ianao zay nahatsapako ilay antsoina hoe tena bpzlf fitia
Iloniaina, fiainako hatrizay
efa miraikitra ato am poko
Iloniaina, ianao lay efa tononkira.serasera.org tiako
mandrakizay ny taloha
Ilay fitiavako tsy ho lo
(rap)
Satriko hiverina ny lasa
hamafako ny hadisoko
ny ato am-poko qyykseqf dia hikasa
hamerina ny taloha
tsy dupchzr hisy intsony ny hadalana
fa ho fitiavana vaovao
ny fontsika roa sahala
ny efa lasa aoka ho tantara
mba iaraka amiko,
fitiavana efa ao anaty
tsy mety miala intsony
Ianao ilay nalalako izany hoe mitia,
Ianao zay nahatsapako ilay antsoina hoe tena bpzlf fitia
Iloniaina, fiainako hatrizay
efa miraikitra ato am poko
Iloniaina, ianao lay efa tononkira.serasera.org tiako
mandrakizay ny taloha
Ilay fitiavako tsy ho lo
(rap)
Satriko hiverina ny lasa
hamafako ny hadisoko
ny ato am-poko qyykseqf dia hikasa
hamerina ny taloha
tsy dupchzr hisy intsony ny hadalana
fa ho fitiavana vaovao
ny fontsika roa sahala
ny efa lasa aoka ho tantara
--------
Lien:
