Safidy (Max's olindaft)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) -Hatraminin’izay , fitia no nameno ny fo , eny ahatramin’izao
(Mbola tsy niova)2, eny mbola tsy niova , fa ho anao ireny
Ny tsy hainao toa zary irery aho
Rehefa tsy anilanao, Mamentsoventso anao ny amin’ny mba
Tiako ho fatatrao, tiko ho tsapanao, ny ao anatiko ao

    Ref: Raha   ny fo no hanambara dia efa anao
   Ilay fitia tsy hay hovaina intsony satria efa
   Anao, efa anao no safidy, eny anao, ianao no safidy
         Oooh!! Oooh!!  Oooh!! Oooh!!
2) -Ny andro sisa dia hatokako  ho anao satria  ianao
No paradisa ary tena fitia no omeko anao, fa tsy
Kialao sanatria, ho zaraiko anao eh!!, ho zaraiko anao
Ka lanitra iray no hiriako hialofan-tsika , ka lalana iray no tiako hizoran-tsika….eh! Eh!
(eny iray izaho sy  ianao)2 , eny tsy hifandao

    Ref: Raha   ny fo no hanambara dia efa anao
   Ilay fitia tsy hay hovaina intsony satria efa
   Anao, efa anao no safidy, eny anao, ianao no safidy

Efa anao, eny anao yeuh yeuh

     Ref: Raha   ny fo no hanambara dia efa anao
   Ilay fitia tsy hay hovaina intsony satria efa
   Anao, efa anao no safidy, eny anao, ianao no safidy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Max's olindaft
Visites : 2245
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasina0123
Date : 09/01/2019 08:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0201