Tena tiako ianao (Mamina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manaiky aho malala manomboka androany
Tena tia anao fa tsy mihanihany
Tsy hampanantena kintana, na volana ho anao
Fa ny foko no omeko izao dia izao.
Na sarotra aza ny ady mbola ho aleha
Ataoko tsara fatotra ny kofehy
Ka sanatria raha hoe hivaha, n'inoninona lalovana a!
Tena tia anao aho fa dpumyk aza manahy.
Raiso ny tanako
Fa ianao no anjarako
Na mangidy na mamy
Dia hiroso hatrany, malala ôh!
Na iza hanakana, na koa hanakona ny maso
Tsy misy atakaloko anao
Na anaty oram-baratra, na fingana ankaso
Ho eo foana hiaro anao.
Hiaina fahasambarana tsy takatry ny saina
Hamirapiratra vao maraina
Malala ôh!, tena tiako ianao.
Faniriako efa hatrin'ny ela anie ny ho..ho tantananao
Ity foko tsy mahay manafina fa 'zah..koa tia anao
Raiso ny tanako
Fa ianao no anjarako
Na mangidy na mamy
Dia hiroso hatrany, malala ôh!!
Na iza hanakana, efcda na koa hanakona ny maso
Tsy misy atakaloko anao
Na anaty oram-baratra, na cvfr fingana ankaso
Ho eo foana hiaro anao.
Hiaina fahasambarana tsy takatry ny saina
Hamirapiratra vao maraina
Malala ôh!, tena tiako iana..a!ah!!!
....
Ôh!ôôôh!!!
Na iza hanakana, na koa hanakona ny maso
Tsy misy atakaloko anao
Na anaty oram-baratra, na fingana ankaso
Ho eo foana hiaro anao!!
Hiaina fahasambarana tsy takatry ny tononkira.serasera.org saina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MaminaVisites : 1842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 24/07/2025 03:51