Ràn'i Jesosy (Mamikelin'i Jesosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro izay, zanak’ondry maro no naterina
Fa ireo rà latsaka, tsy nahafeno ilay kapoka
Fa ny Ran’ilay zanak’ondry ilay nanolotra ny ainy tao Kalvary
Izy irery ihany no nanadio sy nanafaka ahy

Tsy toy ny rà rehetra ilay mipariaka sy mitete
Fa Rà tena sarobidy, nananadio ny otako
Ooo ny Ràny manasitrana ny tenanao rotika, manafaka ny fanahinao
Faly faho fa mbola mikoriana ilay Rà tao Kalvary

Tsy misy rà hafa manadio ny fahalotoanao
Tsy msy rà hafa mandresy fahafatesana
Tsy misy(2) rà hafa mitondra fandresena eo amin’ny fiainanao
Tsy misy rà hafa , afatsy ny Ran’i Jesosy

Tsy toy ny rà rehetra ilay mipariaka sy mitete
Fa Rà tena sarobidy, nananadio ny otako
Ooo ny Ràny manasitrana ny tenanao rotika, manafaka ny fanahinao
Faly faho fa mbola mikoriana ilay Rà tao Kalvary

Tsy toy ny rà rehetra ilay mipariaka sy mitete
Fa Rà tena sarobidy, nananadio ny otako
Ooo ny Ràny manasitrana ny tenanao rotika, manafaka ny fanahinao
Faly faho fa mbola mikoriana ilay Rà tao Kalvary
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamikelin'i Jesosy
Visites : 29
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rina1976
Date : 28/05/2026 09:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0782