Valaky (Majesty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️


Manindra
Manidrala
Manindrala
Oh ohhhhhh
Oie eeeh ya
Oho oho
Eheeee
Ooohh


Ambaray anah tany nombanao malÿ
Mmmmmh
My love ♪♪♪
Nantsoik'onao fa messagerie vocaly

Tsy raha vo samban'enao
Magnan'on'io oh
Efa notiaviko tamigny fo madio oh
Foko lasanao agny rô
Apodio oh
Fa iao tsy hagnano oh
Aleo gn'antsika hajano oh
Aleo faragno oh

Fa valaky iao oh Ooooh
Valaky iao, trotraky iao oh ♫♫♫
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Valaky iao oh Ooooh
Valaky iao, trotraky iao oh ♫♫♫

Amigné raha ataonao oh Ooooh
Valaky iao, trotraky iao oh ♫♫♫

Valaky iao oh Ooooh oh ohhh♫♫♫


Oh oh, æ, æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ
oh, æ, æ
Oh æ, æ
æ æ!


Matetika lotrÿ
Efa diso tafahotry
Efa maro gne raha niaretako f'aleoko mitsoka
Fa maha môký
Raha ataonao maha môký
Aleo manao ôka!

Anao igny mbola hitady anah eh
Da mbola ho tsaroanao la Maray eh
Nefa fifankatiavantsika zey
Niova rano
Sady tsy raha vo.......

Samban'enao
Magnan'on'io oh
Efa nitiaviko tamigny fo madio oh
Foko lasanao agny rô
Apodio oh
Fa iao tsy hagnano oh

Aleo gn'antsika hajano ooooooh
♫♫♫♫

Fa valaky iao oh Ooooh
Valaky iao, trotraky iao oh ♫♫♫
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Valaky iao oh Ooooh
Valaky iao, trotraky iao oh ♫♫♫

Amigné raha ataonao oh Ooooh
Valaky iao, trotraky iao oh ♫♫♫

Valaky iao oh Ooooh oh ohhh♫♫♫

Oh oh, æ, æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ
Oh æ, æ
æ æ!

Aminao rô malilo
Aminao rô malilo
F'aminao rô malilo
F'aminao rô malilo
Aminao rô malilo
Aminao rô malilo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Majesty
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Romka
Date : 27/02/2026 08:40
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105