Ka atao ela (Majesty ft Ckycky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️






Baby é
Mba t'hahita anao iao
Androany hariva ah
Oh my Lady é
Ts'atao fantan'olo
Ts'fantan'iza n'iza
La misy mahakobo da mampiady
Manimba raha, da mampisara-bady
Idio moramora gne vavahady iiih
Mba ts'hisiané
Fampitaditady

Mailo anao fa gné Paparazzi
Mpagnaratsy iih
Magnaraby io ooh
Anao mba, malakilaky
Fa gné mpamaraky efa madigny anao
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Mailo anao fa gné Paparazzi
Mpagnaratsy iih
Magnaraby io ooh
Anao mba, malakilaky
iao atoa efa Mangigna

Mitomagny da k'atao ela
Aaah k'atao ela
Miandry enao iao da k'atao ela
Aaah k'atao ela
Ako miadagna be gné lera
Aaaaah k'atao ela
Ah my Lady Catha Lea
Aaah k'atao ela aaaaah

Oh oh oooh ooh oohhh
Oh oh oooh ooh oohhh
Oh oh oooh oooh ooh oohhh
Oh oh oooh ooh oohhh
Oh oh oooh ooh oohhh

Ya
Avia magnaraha amiagna fitiavagna
Machiro oh
Ndr'ata angalary, da reveko Manja
Tsy magnino oh
Magnenjikatsika ts'wo lany
Ka isagna saingy
Mi-degat ts'de maka reo
Aza avosotra mintsé fitiavako
Alaiva tsirony ndre da compliqué

Mailo anao fa gné Paparazzi
Mpagnaratsy iih
Ts'hiala fa k'hiasana loh(a)
Ndre d'hivavak'antsika hisaraky
Mehezan'avao da valaky
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Mailo anao fa gné Paparazzi
Mpagnaratsy iih
Ts'hiala fa k'hiasana loh(a)
Ndre d'hivavak'antsika hisaraky
Mehezan'avao da valaky
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Majesty ft Ckycky
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Romka
Date : 03/03/2026 06:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366