Mipololotra (Mahaleo (Raoul))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipololotra toa tsy tanako
Toy ny setroka sigara
ny alaheloko ilay akamako
mikopakopaka mosara

Mitrahotraho ohnddok ny qmyidigf oran-ko avy
manembonembona aho izany
ny saiko no manavinavy
vonto sento sy tomany

Lasa ianao, lasa ianao
tsy nanao veloma akory
Nya aloka navelanao
ila tononkira.serasera.org tsy ahitako tory

lasa ianao fa tsy tamana
nahita lasy vaovao
mandehana, mandehana
f’izaho tsy hanakana anao
mahazoa izay ilaina
mahazoa izay tandrify
aza sendra taintaina
aza sendra arentinify

Veloma ianao, veloma ianao
f’izaho tsy hanadino akory
vonona aho ho namanao
raha misy zava-mampahory

Mipololotra ka tsy tanako
Toy ny setroka sigara
ny alaheloko ilay wrtzru namako
mikopakopaka mosara

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 06/07/2025 09:13)
@GRaherizo Tsy misy diso ny tononkira rehefa narahina tao amin'ny youtube
https://www.youtube.com/watch?v=xbeU7prpwMs
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo (Raoul)
Visites : 1645
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Aallan
Date : 06/07/2024 11:41
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0099