Ny hoe Tia (Mélanie Walker ft Mcco Boybad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mcco:
Hainao tsy love izy matoa izy magnano iny
Efa izy sarotigny mbola agnao foagna voatsiny
Isanandro ianao diso nefa tsy nagnino
Ataony raha mahazatra lela mamy dia agnao mino
Haiko agno tiegny nefa agno hararaotiny
Tany lava nignao ataogny raha tsisy fotigny
Reraka agno mifogno nefa hita fa faute-gny
Miaritry mahiziky agno ca fait hagnaty posigny

Babe, ao izay
Tsisy anjaragno sa mitomagny lava mihitsy no raha tiagnao
Babe, ao izay
Tsy hitovy ka ankilako agnao

Inona no mbola tiagnao aminazy agny, aminazy agny ? (x4)
Ampijalieny lava agno mbola mijanona ao fo

Melanie:
Tsy hoe miafy no tiako
Fa izy no nahafantarako ny hoe izany tia
Na indraindray izaho tomany
Fa ny fiarahan'olon-droa anie tsy hilaozan'izany
Efa nataoko voady hoe na eo ny ady hoe tsisy azy aho very
Ny handao azy tsy ho zakako
Sady izy no voafidiko efa hatramin'ny ela

Babe, ao izay...

Fitiavako mbola any aminazy any, aminazy any (x4)

Mcco:
Ambiilay izy mitady ny tiegny
Dia ameza zaho tsaboko fognao igny
Melanie:
Fa izy anie tiako dia tsy foiko
Ka tsy afaka aho ny handao anazy
Mcco:
Agno ma tsy empaka mijaly ?
Melanie:
Fa izy anie hoa tiako foana eh
Mcco:
Hatsaragna agno misy nefa manaiky miaritra eih

Fitiavako mbola any aminazy any...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mélanie Walker ft Mcco Boybad
Visites : 132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 20:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0743