LASA IANAO (Litou)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsampako oe marary ny foko raha nilaozanao zah ankehitriny!
Ranomaso no hifandaozana tsy tsampanao ny fitiavak'iny!
Mahatsiaro oe mitaraina nilaozanao ity foko mangoraka!
Nefa indrisy lasa ianao sandy enao tsy mba nanoratra!
F'ankehitriny aho mankahery anao mba hon-tonjo tsara izay hirinao!
Fa ny an-tsiaka roa efa tsy anjara intsony k'aleo zah hitandy vaovao!
Antenaiko fa mbola hoanenina ianao ka hotsaronao tsara ny anarako!
Ka eo amin'zay hadinika tena hatsampa ny tena fitiavako!
Oe tsy vazivazy fa tena fitia natolotro anao tamin'ireny!
Ary hatsampatena enao fa diso
Ary hatsampatena koa oe very!
Ka veloma no azoko ataoko anao fa ny foko efa an'olon-kafa!
De aza miserana intsony ianao fa ny an-tsiaka roa efa tsy tafa! Yeh!
Ref: de lasa ianao nadao ahy e!
Tsy mba niteny ahy fa lasa ianao!
Fa mbola manatena aho foana aky!
Nade tsy tia ahy intsony ianao!
De lasa ianao e! (x3)
Lasa ianao nadao e!!! (x2)
Couple:2 nataoko daholo aky ze azoko natao!
Nefiko daholo aky my baby ireny ditra
--------
Lien:
Commentaires
dinanomna ( 23/07/2016 11:59)
Mbola misy tohiny ilay hira fa tsy mbol tafiditra ao! D miala tsin mialoa fa zay nu afak nampidiriku tao!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Litou
Visites : 3024
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : dinanomna
Date : 23/07/2016 11:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778