Birizity (Lego)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miteteky lamasiny e (2)Nanidina ambony ro "boeing" e
Nadeha ambany tomobily e
Navy omaly Birizity
Navy omaly Birizity (2)
Birizity tsaiky magnangy tsara
Birizity zanak’i Gasikara
Sady tsy fohiko ro tsy lava
Maro gaono naniry izy
Nahita ny paozin’i Birizity
Mitaly amin’ny "postiche"
Nananaovany "mini-jupe"
Taitry Gaono nahita hita izy
Nahita ny "mouste" i Birizity
Navy omaly birizity(2)
Taitry Gaono nahita izy
Nahita ny "mouste" i Birizity
Ao ny Gaono ni-"demande"
Alaiko vady birizity
Hividianako tomobily (2)
Hanamboarako "building" (2)
Tsy nety magnagny Birizity
Zahay zanak’i Gasikara
Fitiavanay tsy amidy vola
Zahay zanak’Analalava
Fitiavananay tsy amidy drala
--------
Lien: