Ho avy Jesoa (League pour la lecture de la Bible)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy Jesoa (2)
Handray ny olony
Ho avy Jesoa ka moa ve... anisany ianao ?


Amin'izay andro izay
Tsy tranon'omby intsony re !
No toerana hamantanany
(Fa amin'ny - voninahitra)
Amin'ny voninahitra
(Hiverina indray Jesoa)
Amim-boninahitra
Amin'ireo voavotra
Hitoetra mandrakizay doria
Haleloia


LIGUE POUR LA LECTURE DE LA BIBLE
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : League pour la lecture de la Bible
Visites : 3842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : chrislyd2
Date : 24/12/2010 20:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749