Ampidiro aloha ny tenimiafina
Porte la clé (Kopazy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy Vy misy Vy atahorako izay agny e!Aleo hateriko de alaiko anao Cherie e!
Ny politikako de andeha hanaraka anao aho
Laharam-pahamehana na kamo na mazoto
Mandeha (x3)
izaho porta cle nao ihany
Izaho Tsy handeha ( x3)
'zaho voany handeha ho any
'zaho mba hoany ataovy porta la cle
@zay tsy voany hoe
Ho ato (x5)
Ref: Ataovy porta lakile (x2)
Amizay aho tsy voany andao handeha (x2)
Ataovy porta lakile (x2)
Amizay aho tsy voany andao hande eeee!
Ataovy porta lakile e e e e!
Amizay aho tsy voany andao hande eeee
Ataovy porta lakile
Amizay aho tsy voany andao hande io ary!
Tantano @tanany, Raiso @valagnany
Orofy @vavany, oento @ sangany an! eh! an!
Ho amboariko ny sanganao (x2)
'zaho mba ho any Ataovy porta lakile o
'zaho mba ho any, Sao very ny lakileko
'zaho mba ho any Atahorako Tomobily
'zaho mba ho any Atahorako Vazaha igny e!
Ny mpikendry ko maro @lalana
Vazaha io tsy azo sakanana
Ny tomobily tsy maintsy mipipipipy
Tsisy porta tsy na ho zakan'ny Vy
Ny Bôgôsy ko maro @lalana
Vazaha io tsy azo sakanana
Ny tomobily tsy maintsy mipipipipy
Tsisy porta tsy na ho zakan'ny Vy
Ref:Ataovy porta lakile (x2)
..........
--------
Lien:
Commentaires
kopazy
(
10/11/2019 14:59)
Ho aparitaka mba ho tody eny ampototsofin'ireo mpakafy rehetra
