samy mafoaka (Jerry Marcoss)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samy mafoaka (ioio)
Tsisy mitsoaka (ioio)
Alo nde hitsinjaka (ioio)
Tsisy mitsipaka (ioio)
Ny aty mahavita (ioio)
Iaraha mahita (ioio)
Hiara hifaly eh (ioio)
Ambony moraly eeeh (ioio)

ieeeeh (ioio), aaaanh (ioio) ... (x2)

Samy mafoaka (ioio)
Tsisy mitsoaka (ioio)
Raha tianay eh (ioio)
Tsy avelanay eh(ioio)
Ndre maro mpanenjika (ioio)
Tsy maintsy miketrika (ioio)
Tsara ny hazo oh (ioio)
Tsy avela halazo oh (ioio)

ieeeeh (ioio), aaaanh drakoo (ioio) ... (x2)

Azonay eh tsy avelanay (Aia aia) ... (x4)

Aoira hely eeeh, mora anaovako azy ... (x2)

tsou, aiza!
vangoa
Arierre amzay zalava eeeh.

aiza amzay isika manangy iih
mangitakitake eeh(x4)

Antsika amzay zalava eeeh.
homboa (x2)

Oy,oy,oy,oy(x2) eba.

Sitrany lehilahy tsisy vola manaja vady (x2)
Toy izay mahazo ny manan-draha vao mba tiatia (x2)

Koragna nambaranao zegny zay maneky
mahazo zay lelahy ka mba misegny
mampanantena anareo izahay manomboky niany
fiainantsika feno fanajana ndraiky tambitamby.

Ohooo lelahy miasa am fanajana
Ohooo zahay manangy tsy fisomana
Zahay ko miteny io tena tia
Hajao jiaby izy ko tianao ... (x2)

Ouuuh magneva zahay manangy karakaraign ih.
Fanajana aminay manangy tsy somasomain eh
nareo lelahy koa tena tia sahy tambitamby.
fitiavana io koa misy zegny tena normaly ih

Ohooo lelahy miasa am fanajana
Ohooo zahay manangy tsy fisomana
Zahay ko miteny io tena tia
Hajao jiaby izy ko tianao ... (x2)

Ananako raha ty
Itsefako raha ty
Ty,ty,ty,tiiy

Oy,oy ... anareo lelahy(x2)
fanajana,fanajana ataovy aminay manangy
aiza fanajana , aiza tambitamby
izy koah tsy zegny mahazo tipaka.
Ha ha ha iiih ... (x2)

manakory ih?Ha ha ha iiih
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jerry Marcoss
Visites : 2391
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ravoandriah
Date : 16/08/2022 05:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5198