Ny fo lavi-tiana (Jeanette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh ry nofinofy ratsy
antenaiko atsy ho atsy
fa ny foko izay honena
dia ahita ahita fitonena.
Aoka re mba ho ambara
mialoha ka hazava tsara
ary tsy ho fahitana
mialoha izay hiafarana
Ny foko lavi-tiana
Ontsakontsam-pahoriana
isan andro tsy tafandry
fa mitazana lnehnqvb sy miandry

Oh ry nofinofy ratsy
antenaiko fa zfeurle atsy ho atsy
Izany foko izay honena dia ahita
ahita fitonena.

Oh ry foko lavi-tiana
Ontsa Ontsakontsam-pahoriana
isan andro tsy tafandry
fa mitazana nmlf sy miandry
Iza, iza moa no mahalala
sao mba tonga ilay malala
kanjo, kanjo sento foana tononkira.serasera.org ihany
no hatretrako hatrany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jeanette
Visites : 923
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 26/08/2023 13:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558