Sipa voadona (Zozo sy Dorlys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hmcizecj tahotra tsy henatra de sahinao marô ny nandalo tagnatrehako
Niaraka nisakelika ilay olon’igny marô
Zay vao fantatro eh fandrika igny* ikbdrk no nampisalaranao* agnahy e!
Hiondrika aho zao fa lavo taminao

Ô!Ô! ino loatra ny ratsy nataoko marô! ô!ô!
No de nahavitanao raha karahan'izao*  
Nagnino marô tsy nozakainao* lateo* zaho angahy e
Laha ohatra ka misy olon-kafa ovszplv tianao

Tsy anignenako arô tsy itomagniako na hisarahanao aminahy e
Raha tsy lahatra ny hiraisantsena marô!
Tsy anjarako arô ny hiaradia mandramaty aminao e!
Hionona tononkira.serasera.org aho satria tsy anjaranao

Ô!Ô! ino loatra ny ratsy nataoko marô! ô!ô!
No de nahavitanao raha karahan'izao*  
Nagnino marô tsy nozakainao* lateo* zaho angahy e
Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao

* Nampisalaranao = Avy amin'ny teny hoe Mampisalatra izay midika hoe Mamilafila.  

--------
Lien:
Commentaires
kolo ( 26/11/2015 12:06)
Tsy hiran'i JEAN KELY sy BASTH (Toamasina) izany " SIPA VOADONA " fa an'i ZOZO sy DORLYS (MANANJARY). Dia mba ahitsio kely iry ambony iry.
mikaroakely ( 28/05/2026 11:16)
Mbola misy diso maromaro:
"Zay vao fantatro eh fandrika ny* no nampisalaranao* agnahy e!" tokony hoe "Zay vao eh fandrika igny* no nampisalaranao agnahy"
"Hiondrika aho fa lavo taminao" tokony hoe "Hiondrika aho *zao fa lavo taminao"
"No de nahavitanao ny raha hankarary zah" tokony hoe "No de nahavitanao raha* karahan'izao*" Raha malagasy ofisialy de hoe "No de nahavitanao zavatra ohatr'izao"
"Nagnino marô tsy nozakanao ny handeha zaho angah e" tokony hoe "Nagnino marô tsy nozakainao* lateo* zaho angahy* e" dikany hoe "Naninona no tsy noteneninao (nozakaina) sahady (lateo)
"Tsy anignenako arô tsy itomagniako na hisarahanao aminahy e" tsy ampy tokony ho izy "Tsy anignenako arô tsy itomagniako angahy* ny hisarahanao aminahy e"
"Raha tsy lahatra ny hiraisantsaina marô!" tokony hoe "Raha tsy lahatra ny hiraisantsena* marô!" dikany hiraisantsena hiarahantsika @malagasy ofisialy, atsena=isika
Dia mba ovay azafady, misaotra tompoko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zozo sy Dorlys
Visites : 15531
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 24/08/2006 15:19
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096