lasa (Izaac)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy maintsy ho tonga any
ihany aho ity raha toy izao tmhpiuhu no hiainana aty
ady lava tsy mba mihiratra
ilay masoandro
ady an-tanin'olona
tsy misy aza ny fiononana
lavitra an'i dada lavitra an'i neny
an'ireo namana bbtl
ilay olon-tiako ihany koa
na dia lavitra aza ny elanelan-tany
tsy hijanona ela intsony iktlbmrq aho izany
fa efa tena manina ny any tononkira.serasera.org anilany re
ny vatsy no ataoko maro
hanohanako ny erindalana
tsy maintsy ho tonga any
no ato an-dohako
vonona aho ry zalahy
ihany aho ity raha toy izao tmhpiuhu no hiainana aty
ady lava tsy mba mihiratra
ilay masoandro
ady an-tanin'olona
tsy misy aza ny fiononana
lavitra an'i dada lavitra an'i neny
an'ireo namana bbtl
ilay olon-tiako ihany koa
na dia lavitra aza ny elanelan-tany
tsy hijanona ela intsony iktlbmrq aho izany
fa efa tena manina ny any tononkira.serasera.org anilany re
ny vatsy no ataoko maro
hanohanako ny erindalana
tsy maintsy ho tonga any
no ato an-dohako
vonona aho ry zalahy
--------
Lien:
