IM70 IM7 (HOLY ANGELS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIHOROHORO IANAO FA MATAHOTRA lchz
ILAY ORA FARANY
HIJINJANA IREO tononkira.serasera.org RATSY NATAO REHETRA.
MILOFO MAFY vpgjq IANAO HANABE NY FANAHY
MBA HO TSARA NY SARANY
RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.
NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA
RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH
FA NY OTA ISAN’ANDRO DIA
FAKAMPANAHY...
SATRIA HONO:
IM7 IM7 IM70 rdtkijm IM7
IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 MIALOHA NY ALINA
ILAY ORA FARANY
HIJINJANA IREO tononkira.serasera.org RATSY NATAO REHETRA.
MILOFO MAFY vpgjq IANAO HANABE NY FANAHY
MBA HO TSARA NY SARANY
RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.
NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA
RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH
FA NY OTA ISAN’ANDRO DIA
FAKAMPANAHY...
SATRIA HONO:
IM7 IM7 IM70 rdtkijm IM7
IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...
IM7 IM7 IM70 IM7
IM7 IM7 MIALOHA NY ALINA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HOLY ANGELSVisites : 2349
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kenyvann
Date : 20/07/2007 11:29
