Niova (HeroZ Rock Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fiafaràny daholo ny tantara
Tsy nampoiziko isika no ho tonga amin’izany sahady
Rava ilay neritreretina ho anjara
Ilay nandrian'ny fo indray no toa namarina an-kady
Ianao niova tsy toy ny taloha
Lasa mandaingalainga miseho be loha
Manao teny marary feno fahatezerana
Vavanao eminur tsy misy intsony izay ferana
Aiza ho aiza amin’izao ilay tokinao fahizay
Hoe ny antsika roa ho mandrakizay
Izany rehetra izany toa teny ihany
Nampivadika ny fiainako ambony ambany
Bridge: Rava ve ny antsika roa?
Rava ve ny antsika roa?
Rava ve ny antsika roa?
Ref: Hihazona ahy ve ianao raha hitanao izaho fa handeha?
Hamarana fitiavana vé?
Sa hanohy ny lalantsika hanao ainga vao?
Ary hiady ho antsika ve ianao raha toa ka omena safidy?
Sa avelanao ho faty izany?
Sa any an-kafa rcpz indray no hampandrianao ny fonao ?
Izao tsy hitana raha toa tsy tamana
Isika niaraka toy ny vao omaly
Toa lmwol tantara sisa no ahatsiarovana izany
Fitia niredareda tsy nisy tomika
Toa lasa mitsilopy zary mangatsiaka
Ianao namitaka tononkira.serasera.org ahy sy namotika ny foko
Dia ilay fitsikiana toa nanjary toloko
Namela takaitra sy fitomaniana
Tanteraka tokoa izao ilay efa nahiana
Bridge:
Réf:
#Niova
#HeroZ
#THE_GIANT_ROCK_PROJECTS

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HeroZ Rock BandVisites : 1376
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 18/06/2019 19:00